|
|
|
|

Entrée (1/3)1  janga
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny
Explications en anglais  4  [1.7] a prostitute
immoral
Explications en français  5  [1.3#291] lascif
6  [1.8] prostituée
immoral
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Article  10  Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)11  janga
Partie du discours  12  adjectif
Explications en malgache  13  [1.78] [Bara] sitrana
14  [1.78] [Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga
15  [1.1] [Sakalava] Sitrana
Explications en français  16  [1.19] [Tankarana] guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri)
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Noms :
Toponymes 

Entrée (3/3)20  janga
Partie du discours  21  adjectif
Explications en malgache  22  [1.1#459] Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara
Explications en français  23  [1.3#291] relevé
Mots composés 

Mis à jour le 2025/01/21