Entrée | 1 fahafinaretana |
Radical | 2 finaritra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny 5 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] |
Explications en anglais |
6 pleasure, happiness [1.7] |
Explications en français |
7 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3] 8 plaisir, bonheur [1.8] |
Exemples |
9 Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? [2.472] 10 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471] |
Vocabulaire |
11 Emotions |
Morphologie |
|
Illustrations |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |