|
|
|
|

Entrée (1/3)1  elatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explications en anglais  4  a wing [1.7]
Explications en français  5  aile [1.3, 1.8]
Exemples  6  Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
7  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
8  ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
9  Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulaire  10  Zoologie: (en général)
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot elatra

Entrée (2/3)17  elatra
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explications en français  20  action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Dérivés 
21  Verbes actifs :
22  Verbes passifs :
23  Verbes relatifs :
24  Noms :

Entrée (3/3)25  elatra
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explications en français  28  le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulaire  29  Jeu
Synonymes  30  lalitra#mg.n.2
Illustrations 
31 

Anagrammes  32  aletra, elatra

Mis à jour le 2023/07/14