|
|
|
|

Entrée (1/4)1  baba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  ray [Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4  dada [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5  Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
6  Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
Explications en anglais  7  father [1.2]
Explications en français  8  (vieux mot). Papa [1.3]
Exemples  9  tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#]
10  maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#]
Vocabulaire  11  Rapports: famille
Synonymes  12  aba, ada, dada, ikaky, ray
Analogues  13  Aba, kaky
Mots composés 

Entrée (2/4)15  baba
Partie du discours  16  adjectif
Explications en malgache  17  Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
18  Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
Explications en anglais  19  an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
Explications en français  20  Beau, magnifique, fameux [1.3]
Mots composés 

Entrée (3/4)22  baba
Partie du discours  23  adjectif
Explications en malgache  24  miharihary [Taisaka] [1.78]

Entrée (4/4)25  baba
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  jereo babaka [1.1]

Mis à jour le 2023/10/24