Entrée (1/2) | 1 antoko (toko) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika 4 Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika 5 Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny [1.1] |
Explications en français |
6 catégorie, classe, parti, série [1.13] |
Exemples |
7 Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray. [2.4#] 8 Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#] 9 Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#] 10 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 antoko |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka]
[1.78] |
Explications en français |
16 pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana]
[1.19] |
Anagrammes | 17 antoko, kanoto, kotano, kotona, tokona |
Mis à jour le 2023/09/01 |