Entrée | 1 ampahefatra |
Radical | 2 efatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10#E6] 5 Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1#66] |
Explications en anglais |
6 one fourth [1.2#130] |
Explications en français |
7 un quart [1.3#119, 1.5#97] 8 quartier [1.13.fr#15] |
Exemples |
9 ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29] 10 Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44] 11 Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010] 12 Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18] 13 Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95] |
Vocabulaire |
14 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot ampahefatra |
Mis à jour le 2023/02/25 |