Entrée | 1 efatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1] |
Explications en anglais |
4 four [1.7] |
Explications en français |
5 quatre [1.3, 1.8] |
International |
6 4 7 IV [3.1] |
Exemples |
8 Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470] 9 Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324] 10 Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38] |
Vocabulaire |
11 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Patronymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot efatra |
Tableaux et planches |
29 Les nombres 30 Addition 31 Multiplication |
Article |
32 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrammes | 33 afetra, efatra, fatrea |
Mis à jour le 2024/10/03 |