Entrée | adaladala (adala) | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | ||||||||||||
Explications en français | étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | ||||||||||||
Insolent [1.5] | |||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Morphologie | |||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Hyponymes | |||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot adaladala | ||||||||||||
Mis à jour le 2023/08/12 |