Entrée | 1 Jonjilava |
Mots élémentaires | 2 lava |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) |
Explications en malgache |
4 David Jones [3.1] |
Exemples |
5 Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy. [2.649#84] |
Vocabulaire |
6 Histoire: personnages |
Tableaux et planches |
7 Liste complète |
Mis à jour le 2024/08/23 |