|
|
|
|

Entrée1  Jonjifohy
Mots élémentaires  2  fohy
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  4  David Jones (na Johns) [3.1]
Exemples  5  Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe Jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe jonjifohy, satria fohy. [2.649#84]
Vocabulaire  6  Histoire: personnages
Tableaux et planches  7  Liste complète

Mis à jour le 2024/08/23