Entrée | 1 Betsimisaraka |
Mots élémentaires | 2 be, tsy, misaraka |
Partie du discours | 3 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
4 Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1] |
Explications en anglais |
5 The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2] |
Explications en français |
6 nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) [1.5] |
Exemples |
7 Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270] 8 Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113] 9 Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529] |
Vocabulaire |
10 Histoire: clans, tribus |
Morphologie |
|
Titres |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot Betsimisaraka |
Tableaux et planches |
16 Mots du dialecte |
Mis à jour le 2023/10/08 |