Entrée | 1 Tatsimo |
Mots élémentaires | 2 t~, atsimo |
Partie du discours | 3 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
4 [1.1] Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo |
Explications en anglais |
5 [1.7] the south people |
Explications en français |
6 [1.8, 1.5] les gens du sud |
Exemples |
7 Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643#57] 8 Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo. [2.113#21] 9 Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69#197] |
Analogues | 10 tandrefana, tatsinanana, tavaratra |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |