|
|
|
|

Entrée (1/3)1  zoro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
Kiho: Zoron-dalana
Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro".
Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra
Explications en anglais  4  [1.7] a corner
an angle
Explications en français  5  [1.8, 1.13] coin
angle
Exemples  6  Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana. [1.381#]
7  Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#]
Vocabulaire  8  Mathématiques: géométrie
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Noms :
Mots composés 
Ethnonymes 
Proverbes  71  Proverbes contenant le mot zoro

Entrée (2/3)72  zoro
Partie du discours  73  nom
Explications en français  74  [1.13] jour
Vocabulaire  75  Economie: vêtements
Mots composés 

Entrée (3/3)81  zôro
Partie du discours  82  nom
Explications en malgache  83  [1.78] [Sihanaka] zozoro maniry
Explications en français  84  [1.196] [Betsimisaraka Avaratra] En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo .
Vocabulaire  85  Botanique

Anagrammes  86 

Mis à jour le 2025/01/21