|
|
|
|

Entrée1  zavamananaina
Mots élémentaires  2  zavatra, manana, aina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby...
Explications en anglais  5  [1.7][zava-mananaina] a living thing, an animal
Explications en français  6  [1.8][zava-mananaina] être vivant; animal
Exemples  7  Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59#]
8  Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#]
9  Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#]
Synonymes  10  zavamiaina

Mis à jour le 2024/12/10