|
|
|
|

Entrée1 zatra
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita.
4Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra.
5Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony. [1.1]
Explications en anglais  6accustomed. [1.7]
Explications en français  7habitué; apprivoisé. [1.3#869, 1.8]
8Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé. [1.3#869]
Exemples  9 Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
10 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
11 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Morphologie 
12 Simple :
13 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  364 combinaisons de ce mot
Proverbes  37 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02