Entrée | 1 manazatra |
Radical | 2 zatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to make accustomed to; to train |
Explications en français |
6 [1.3#869, 1.8] accoutumer 7 [1.3#869] habituer, apprivoiser 8 [1.8] entraîner |
Exemples |
9 Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. [1.369#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 mankazatra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |