Entrée | 1 zatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony |
Explications en anglais |
4 [1.7] accustomed |
Explications en français |
5 [1.3#869, 1.8] habitué; apprivoisé 6 [1.3#869] Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé |
Exemples |
7 Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4] 8 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356] 9 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot zatra |
Mis à jour le 2025/01/21 |