|
|
|
|

Entrée1  zaro
Radical  2  zatra
Partie du discours  3  impératif du verbe passif zarina [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3]
Exemples  6  zaro taingenana io soavaly io (Habituez ce cheval à se laisser monter) [1.3]
7  zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra [1.1]
8  zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany. [2.996#]

Anagrammes  9  razo, roza, zaro, zora

Mis à jour le 2024/01/09