|
|
|
|

Entrée (1/2)1  voho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] lamosina
4  [1.1] Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao
Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io
5  [1.13] lamosina
Explications en anglais  6  [1.7] the back, the back side
Explications en français  7  [1.8] le dos; le revers
8  [1.13] dos
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adverbes :
Mots composés 
Titres  36  Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond)
Proverbes  37  Proverbes contenant le mot voho

Entrée (2/2)38  vôho
Partie du discours  39  Non spécifié
Explications en malgache  40  [1.78] [Bara] sady
41  [1.78] [Bara, Tanala] vao
Synonymes  42 

Anagrammes  43 

Mis à jour le 2025/01/21