|
|
|
|

Entrée1  sady
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
4  fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1]
Exemples  5  sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
6  hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]
Mots composés 

Anagrammes  8  -dasy, dasy, disa, sady

Mis à jour le 2023/10/02