Entrée (1/3) | 1 vodivona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 voditanety [Bezanozano]
[1.78] 4 Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano [1.1] |
Explications en anglais |
5 the shoulders of a mountain [1.7] |
Explications en français |
6 contrefort d'une montagne [1.8] |
Exemples |
7 Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [2.346] |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot vodivona |
Entrée (2/3) | 9 vodivona |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" [1.1] |
Explications en français |
12 fief seigneurial [1.431#14] 13 fief, domaine des seigneurs [1.3#846] 14 domaine d'un seigneur [1.8] |
Exemples |
15 Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [2.508#371] |
Synonymes | 16 menakely |
Analogues | 17 menabe |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 19 vodivona |
Partie du discours | 20 adjectif |
Explications en français |
21 grand, vaste [1.3#846] |
Mis à jour le 2021/04/07 |