|
|
|
|

Entrée (1/2)1  menakely
Mots élémentaires  2  mena, kely
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1]
Explications en français  5  fief seigneurial [1.431#14]
6  terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au Menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11]
Exemples  7  Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79]
8  Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408]
Synonymes  9  vodivona
Analogues  10  menabe
Mots composés 

Entrée (2/2)12  menakely
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1]
Exemples  15  Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131]
16  Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101]
Vocabulaire  17  Economie: alimentation
Mots composés 

Anagrammes  19  kelimena, menakely

Mis à jour le 2023/11/20