|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vitsika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
Explications en anglais  4  ants [1.7]
Explications en français  5  fourmi [1.3, 1.8]
Exemples  6  Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
7  Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Dérivés 
9  Noms :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot vitsika
Citations  21  Textes citant vitsika
Article  22  Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)23  vitsika
Partie du discours  24  adjectif
Explications en français  25  Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
26  nombreux, innombrable [1.3]

Anagrammes  27  tsivaky, vitsika

Mis à jour le 2023/06/08