|
|
|
|

Entrée1  vita-nanahary
Mots élémentaires  2  vita, Nanahary
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary [1.1]
Explications en anglais  5  a natural product not man made [1.7]
Explications en français  6  produit naturel [1.8]
Exemples  7  Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332#]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot vita-nanahary

Mis à jour le 2023/05/13