|
|
|
|

Entrée1  Nanahary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy).
Explications en anglais  4  [1.2] same as zanahary, andriananahary
5  [1.7] more or less synonym of zanahary; a god, God
Explications en français  6  [1.8] synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu
Vocabulaire  7  Religions, Croyances
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot Nanahary

Anagrammes  25  anirahan, hanairan, hanarian, hanarina, hanirana, haranany, haranina, hianaran, hiaranan, iharanan, naharany, naharian, Nanahary, naniraha, narahany, narahina, niarahan, niharana, rahanina

Mis à jour le 2025/02/02