|
|
|
|

Entrée1  vesatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] lanja: Ny vesatry ny adidy
ny hadontoana, tsy fisononohana
4  [1.13] herim-pisintonan'ny tany
Explications en anglais  5  [1.7] weight, heaviness
Explications en français  6  [1.3#829, 1.8, 1.13] poids
7  [1.3#829] pesanteur, gravité
lourdeur d'esprit
8  [1.8] lourdeur
Exemples  9  Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko. [2.4#]
10  vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#]
Vocabulaire  11  Physique
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot vesatra

Anagrammes  28 

Mis à jour le 2025/01/21