Entrée | 1 vesarina |
Radical | 2 vesatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho 5 Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be loaded down, to be weighed upon [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on charge, qui est accablé [1.8] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 11 vesarana |
Anagrammes | 12 ivesaran, nivesara, vesarany, vesarina |
Mis à jour le 2023/01/20 |