Entrée | 1 mivesatra |
Radical | 2 vesatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitondra zavatra be lanja: Mivesatra entana izy fa ampio haingana Tototra (fahoriana, fijaliana, aretina): Mivesatry ny fahoriana io Ravehivavy io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be heavily burdened; to be pregnant (vulgar when used of a woman) |
Explications en français |
6 [1.8] être bien chargé; être enceinte (vulgaire) |
Exemples |
7 Ny tsy fahafoizany an-dreniny mivesatra alahelo lehibe tamin-jokiny no nahasarika azy homba azy tanteraka. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |