|
|
|
|

Entrée1  varotra tsy miverim-bodiondry
Mots élémentaires  2  varotra, tsy, miverina, vodiondry
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony

Mis à jour le 2024/12/07