Entrée (1/2) | 1 varotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy 4 Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1] |
Explications en anglais |
5 selling, trade, commerce [1.7] |
Explications en français |
6 vente, commerce [1.3, 1.8, 1.13] 7 négoce, trafic, marchandise [1.3] |
Exemples |
8 Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470] 9 Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. [2.48] |
Vocabulaire |
10 Economie: (en général) |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot varotra |
Article |
39 Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 40 varotra |
Partie du discours | 41 nom |
Explications en français |
42 (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire |
43 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 45 ravatro, varotra |
Mis à jour le 2023/05/23 |