|
|
|
|

Entrée1  fivarotana
Radical  2  varotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
5  Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [1.1]
Explications en anglais  6  the act of selling; a shop [1.7]
Explications en français  7  action de vendre, commerce; magasin de vente [1.8]
Vocabulaire  8  Economie: commerce
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Mots composés 

Anagrammes  12  fivarotana, voatrifana

Mis à jour le 2023/08/11