Entrée | 1 ivarotana |
Radical | 2 varotra |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3] 5 Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470] 6 Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [2.472] 7 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [2.996] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ivarotana |
Illustrations |
|
Anagrammes | 14 Anatirova, ivarotana |
Mis à jour le 2023/01/20 |