|
|
|
|

Entrée1  varidimiventy
Mots élémentaires  2  vary, dimy, venty
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1]
Exemples  5  Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996#]
6  Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot varidimiventy

Mis à jour le 2023/11/24