Entrée (1/2) | 1 venty |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira 4 [1.13] habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana |
Explications en anglais |
5 [1.7] substance; a unit |
Explications en français |
6 [1.8] substance 7 [1.13] unité |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 37 Proverbes contenant le mot venty |
Entrée (2/2) | 38 venty |
Partie du discours | 39 nom |
Explications en malgache |
40 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) |
Vocabulaire |
41 Economie: finances, gestion |
Mots composés |
|
Proverbes | 45 Proverbes contenant le mot venty |
Mis à jour le 2025/01/21 |