Entrée (1/2) | 1 vaovao |
Radical | 2 vao |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany 5 [1.64] zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro |
Explications en français |
6 [1.64] actualités, informations, nouvelles |
Exemples |
7 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 10 maresaka |
Titres |
Entrée (2/2) | 13 vaovao |
Radical | 14 vao |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en malgache |
16 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy |
Explications en anglais |
17 [1.7] new |
Explications en français |
18 [1.8] nouveau, neuf |
Exemples |
19 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] 20 Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472] 21 Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583] |
Analogues | 22 maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio |
Mots composés |
|
Titres |
Anagrammes | 30 avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |