Entrée | 1 tsaho |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha |
Exemples |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Dérivés |
|
Analogues | 9 sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |