|
|
|
|

Entrée (1/8)1  to
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
9  marina [1.1, 1.13]
10  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
11  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
12  voamarina, ekena [1.13]
Explications en français  13  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
14  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
15  vérifié [1.13]
Exemples  16  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
17  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
18  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphologie 
19  Simple :
20  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot to

Entrée (2/8)24  to
Partie du discours  25  nom
Dérivés 
26  Verbes actifs :
Explications en malgache  27  fahamarinana [Tanosy] [1.78]

Entrée (3/8)28  to
Partie du discours  29  Non spécifié
Explications en malgache  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entrée (4/8)31  to
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonymes  34  toa

Entrée (5/8)35 
Partie du discours  36  adjectif
Explications en malgache  37  ity [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  38  taô

Entrée (6/8)39  to~
Partie du discours  40  préfixe
Explications en malgache  41  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entrée (7/8)42  to
Partie du discours  43  préposition
Explications en anglais  44  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Mots composés 
Tableaux et planches  46  Toutes les prépositions

Entrée (8/8)47  to
Partie du discours  48  préposition
Explications en anglais  49  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tableaux et planches  50  Toutes les prépositions

Mis à jour le 2023/06/12