Entrée | 1 tsy maty manota |
Radical | 2 tsy |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38] 5 Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27] |
Mis à jour le 2020/07/31 |