|
|
|
|

Entrée1  tsy ho faty raha tsy hianjeran' ny tanan-tsotro
Mots élémentaires  2  tsy, ho, faty, raha, ianjerana, tanantsotro
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny olona kanosa loatra noho ny tahotra sao maratra

Mis à jour le 2024/12/07