|
|
|
|

Entrée1  tsindrona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
4  Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1]
Explications en anglais  5  the act of pricking
6  a hypodermic injection [1.7]
Explications en français  7  action de piquer
8  piqûre de médicament [1.8]
Vocabulaire  9  Santé
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  17  atsindron, nandrotsy, natsindro, tsindrano, Tsindrano, tsindrona

Mis à jour le 2023/08/17