Entrée | 1 atsindrona |
Radical | 2 tsindrona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Entina manindrona [1.1] |
Explications en anglais |
5 Used of that employed to pierce or goad with [1.2#704] |
Explications en français |
6 Ce avec quoi on pique, on perce [1.3#776] |
Exemples |
7 atsindrona ny marary ny fanafody. [2.117#] 8 Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 androtsian, atsindrona, nandositra, nandrotsia, tsindroana |
Mis à jour le 2023/01/06 |