| Entrée | 1 tsindronina |
| Radical | 2 tsindrona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra
9 Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|