|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tsatoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
Explications en français  4  Fixité, immobilité, stabilité [1.3#755]
Dérivés 
5  Verbes actif :
6  Verbes passif :
7  Verbes relatif :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/5)12  tsatoka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky [1.1]
15  Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Exemples  16  Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445#51]
Mots composés 
Article  18  Randzavola: tsatoka ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/5)19  tsaka
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Entrée (4/5)22  tsatoka
Partie du discours  23  nom
Vocabulaire  24  Technique
Explications en français  25  Broche, piquet [1.13]

Entrée (5/5)26  tsatoka
Partie du discours  27  adjectif
Explications en malgache  28  Antonona [1.78]

Anagrammes  29  tsatoka, tsotaka

Mis à jour le 2023/07/23