|
|
|
|

Entrée1  totorebika
Mots élémentaires  2  toto, rebika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona
Explications en anglais  5  [1.7] a dance of joy
Explications en français  6  [1.8] danse de joie
Exemples  7  Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270#]
8  Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436#]

Mis à jour le 2024/12/07