Entrée (1/2) | 1 toto |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony |
Explications en français |
4 [1.196] (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay |
Vocabulaire |
5 Botanique |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/2) | 26 toto |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 [1.78] [Tambahoaka]
mandeha ran'orona, velezina 29 [1.78] [Taisaka] fijininihan'ny ra an'orona |
Vocabulaire |
30 Santé |
Mis à jour le 2025/01/21 |