Entrée fanoto (toto)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]

Entrée fanoto (toto)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
Explications en anglais A pestle, a rammer
An iron crow-bar. [1.2]
 Pestle [1.7]
Explications en français Pilon [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/03