|
|
|
|

Entrée1  voatoto
Radical  2  toto
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3#735]
Exemples  6  Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina. [2.606#213]
7  Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528#130]
Synonymes  8  tinoto, tonoto
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot voatoto

Mis à jour le 2023/01/20