Entrée | 1 tolo-kevitra |
Mots élémentaires | 2 tolotra, hevitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina 5 [1.13] fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso |
Explications en français |
6 [1.13] proposition mathématique, suggestion 7 [1.5#143] proposition |
Exemples |
8 Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369] 9 Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#] 10 Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#] |
Vocabulaire |
11 Philosophie |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |