| Entrée | 1 tapahina |
| Radical | 2 tapaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
9 ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko 10 Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao 11 Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano 12 Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1] |
| Explications en anglais |
13 to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
[1.7] |
| Explications en français |
14 qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
[1.8] |
| Exemples |
15 Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
[2.470#42]
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|