Entrée | 1 tanora |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache | 3 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora 4 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1] |
Explications en anglais | 5 young, immature; light in color; young people [1.7] |
Explications en français | 6 jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8] |
Exemples |
7 Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324] 8 Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot tanora |
Anagrammes | 17 anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Mis à jour le 2023/08/21 |